Le 05 Sep 2007 à 19:30 GMT+1, Andriana andriana_chez_freenet.mg a écrit :| NY ANDRIANA ETO MADAGASIKARA |  |
Ny Fikambanana TARANAKA ANDRIANA MIRAY ETO MADAGASIKARA (TAMIMA) dia manasa ny Fikambanana rehetra mpikambanana ao aminy,
amin'ny FAMELABELARAN-KEVITRA mitondra ny lohateny hoe:
NY HASIN'ANDRIANA, Mpandahateny: Mpitandrina Tolotra RATEFY, ao amin' ny LA RESIDENCE, ANKERANA, Antananarivo, Ny ASABOTSY 08 SEPTAMBRA 2007 amin'ny 03 Tolakandro.
Famandrihan-toerana: Tel: 0.33.14.810.80. Retour au forum "Forum TAF - ANDRIANDRANANDO"
|