Le 27 Oct 2008 à 16:55 GMT+1,
Amhohi... a écrit :

Re: Lettre TAF 11 Nov 08

TAF a écrit :


Viry-Chatillon, faha-20 Oktobra 2008


Ry Fianakaviana Terak?Andriandranando France (TAF)

Tsarava tompoko.

Araka ny taratasy nalefa ho antsika farany teo, dia hisy Fihaonantsika rehetra amin?ny talata 11 Novembre ho avy izao (jour férié io), ny tolakandro de 15h à 18h, ao amin?ny Château de Villebon ? 7, rue du Baron de Nivière ? 91 Villebon sur Yvette, teny amin?ilay toerana nihaonantsika farany tamin?ny 8 mai 2006.

Koa dia manantena ny fahatongavantsika maro, malalaka ny trano, koa dia afaka mitafa sy mihaona indray isika mianakavy, mba hampandrosoana ny Fikambanantsika izay nangiangiana tao ho ao noho ny hazakazaky ny andro.

Ary dia efa misaotra sahady ireo rehetra efa nandefa avy hatrany ny cotisations-ny avy (10?/famille/an), ary dia mbola entanina izay tsy mbola nanao ny adidiny hitondra izany amin?io andro fihaonana 11 novambra io, eny Villebon izany.

Ary amin?ny maha-fihaonam-pianakaviana io andro io moa, dia aoka mba samy hivimbina Goûter samihafa isika, hiaraha-mihinana sy hiaraha-mifaly (Jus, Gâteau, Biscuit, sns?).

Ary dia hampitao amin?ireo havantsika tsy tratra adiresy izao fiantsoana izao.

Dia manao veloma finaritra indray ary tompoko.


Ny Président-n?ny TAF,

Dr RATOVOHERIZO Mamy Daniel
38, Avenue du Général de Gaulle
91170 Viry-Chatillon
Tel. 06 80 24 92 59 ? Fax. 01 69 44 65 90
dratovoh@club.fr



Salama e!
misaotra @fanenantanana ô!

Ako

RépondreRépondre en citant

Retour au forum "Forum TAF - ANDRIANDRANANDO"