Le 12 Jan 2010 à 15:25 GMT+1, Alefao ary ny resaka. Ny azo lazaina dia ao Ambohibe no milevina ny ray aman-dreniny ( Andriantsalama sy Ratoandro ) ary izy kosa eny Ambohimailala.Maro anaka izy. Ny sahany dia ao Betsizaraina. Mpivarotra izy fahiny ary lasa Mpitandrina taty aoriana. |