Le 16 Nov 2005 à 13:50 GMT+3, Birao saint.joseph_chez_madagascar.hypermart.net a écrit :| Fanasana |  |
Voninahitra ho anay ny mampahafantara an'ny rehetra fa efa misokatra izao ny tranonkalan'ny Paroasy Ekar Md Josefa Mahamasina, ka azonao zahàna ao amin'ny http://taniko.free.fr...
Ary manasa ireo kristianina sy Fiangonana katôlika rehetra manerana ny Nosy te hifandray ao amin'io sehatra io mba ho fampandrosoana ny asa sy ny Fanjakan'Andriamanitra.
Dia misaotra mialoha ary mirary soa, Ny Prezidà Retour au forum "FORUM DE DISCUSSIONS"
|