Le 26 Juin 2006 à 21:47 GMT+1,
Merina merina_chez_freenet.fr a écrit :

Re: Ny Jiosy eto Madagasikara

Misy mpikaroka hafa, Atoa Ndriana RABARIOELINA, ao amin' ny Fianakaviamben' ny Andriana eto Madagasikara, namelabelatra, mikasika Ny jiosy eto Madagasikara, nandeha tao amin' ny TV MBS.

Mbola haverina ny Zoma 23 Jiona 2006, amin' ny 12 Ora 30 antoandro, ilay fandaharana (7 anabo 1), ao amin' ny Televiziona MBS Antananarivo.

RépondreRépondre en citant

Retour au forum "Forum TAF - ANDRIANDRANANDO"