Le 26 Juin 2006 à 21:51 GMT+1,
Hanitry ny Ela Hanitrynyela_chez_wanadoo.g a écrit :

Re(2): Ny Jiosy eto Madagasikara


Taorian' ny Famelabelaran-kevitra nataon' ny Pasitera Tolotra RATEFY, izay nanakoako eto Madagasikara,

dia Ny Fikambanana Hanitry ny Ela no nikarakara Varavarana Misokatra, nitondra ny lohateny hoe NY HASINA MAHA-MALAGASY: MALAGASY TARANAKA MASINA, TARANAKA HEBREO: ny 21, 22 ary 23 Jiona 2006 lasa teo tao amin' ny Cite, Ambatonakanga, Antananarivo.

Ary nofaranan' nyfikambanana tamin' ny famelabelaran-kevitra sy fifanakalozana mitondra ny lohateny hoe: Ny Hasina maha-malagasy hanorenana firenena vanona.

RépondreRépondre en citant

Retour au forum "Forum TAF - ANDRIANDRANANDO"